|
|
|
|

Teny iditra1  febroary
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Volana faharoa amin' ny taona araka ny fanisana andro vabiny atao hoe kalandrie; 28 no isan' ny andro amin' ny fevrie tsotra, fa 29 kosa isaky ny efa-taona, izany hoe amin' ny taona miafara amin' ny tarehi-marika azo zaraina / ny roa farany, oh. 1980
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] February
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] février
Voambolana  6  Fotoana
Tovy hevitra  7  fevrie
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  84  Fizaran' andro

Fivaditsoratra  85  febroary, fiborera

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30