Teny iditra (1/8) | 1 halo- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe halotra |
Teny iditra (2/8) | 3 halo |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.1] Jereo alo |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] [Provincial]
nakedness. See mitanjaka (tanjaka), harihary, hanjahanja |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Teny iditra (3/8) | 88 halo |
Sokajin-teny | 89 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
90 [1.78] [Betsimisaraka]
fanoto |
Fanazavàna teny frantsay |
91 [1.78] [Betsimisaraka]
pilon |
Tovy hevitra | 92 alo |
Teny iditra (4/8) | 93 halo |
Sokajin-teny | 94 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
95 [1.2] the movement of something suspended; going about a house without entering. |
Tovy hevitra | 96 halohalo |
Teny iditra (5/8) | 97 halo |
Sokajin-teny | 98 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
99 [1.2] [Provincial]
aloalo |
Teny iditra (6/8) | 100 halo |
Sokajin-teny | 101 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
102 [1.1] [Sakalava]
Aretin-jaza eo amin' ny loha maleminy |
Fanazavàna teny frantsay |
103 [1.19] [Tankarana]
creux, cavité (voir lempona) fontanelles (grande et petite) |
Voambolana |
104 Haiaina |
Teny iditra (7/8) | 105 halo |
Sokajin-teny | 106 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
107 [2.456] Southern lesser bamboo lemur, Southern gentle lemur (Hapalemur meridionalis) |
Voambolana |
108 Haibiby: mampinono |
Tsanganana sy sary iray takila |
109 Ny Gidro |
Teny iditra (8/8) | 110 halo
![]() |
Sokajin-teny | 111 anarana (lahy) |
Fanazavàna teny malagasy |
112 [1.9] avana manodidina ny masoandro na volana |
Fanazavàna teny frantsay |
113 [1.66] avana manodidina hazavana (jiro, masoandro) vatonono |
Voambolana |
114 Fizìka |
Fivaditsoratra | 115 halo-, halo, hola-, hola, laho, loha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |