|
|
|
|

Teny iditra1  hiahia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] volana fahafito amin'ny taona (Jolay)
4  [1.78] [Bara] anaran'ny volana mifanandrify amin'ny volana Mey
5  [1.78] [Sihanaka] anaram-bolana fahadimy amin'ny taona
6  [1.78] [Tanala] volana fahadimy amin'ny taona, fotoana ny ririnina
7  [1.78] [Tanosy] volana fahafito amin'ny taona
8  [2.584] [Tandroy] mars
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.19] [Sakalava] lune de mai ; mois sakalava correspondant à mai
10  [1.19] [Tankarana] nom d'un mois antankarana correspondant à septembre
11  [1.14] [Tandroy] nom d'un mois du calendrier agricole traditionnel (correspond à peu près à mai)
Ohatra  12  ny hiahia dia ho Asorontany ny Sakamasay dia ho Alahatsy; [2.113#]
Voambolana  13  Fotoana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  90  ahiahi, ahiahy, haihay, hiahia, hiaiha, ihaiha

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30