|
|
|
|

Teny iditra1  ramadany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Arabo ramadana] Volana fahasivy amin' ny kalandrie miziolimanina ifadian' ny Silamo hanina, ka isan' andro hatramin' ny fiposahan' ny masoandro ka hatramin' ny filentehany, dia tsy mihinana na inona na inona izy ireo mandritra an' io iray volana io
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Provincial] the Mohammedan fast. [Swa ramathani, from the Arabic.]
Voambolana  5  Fivavahana, finoana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  82  amadiran, amandira, andairam, manadary, mandaira, namadira, ramadany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21