|
|
|
|

Teny iditra1  sakamasay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] volana fahavalo amin'ny taona (Aogositra)
4  [1.78] [Bara] anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Jona
5  [1.78] [Bezanozano] volana fahasivy amin'ny taona
6  [1.78] [Sihanaka] anaram-bolana fahenina amin'ny taona
7  [1.78] [Tanosy] volana fahavalo amin'ny taona
Ohatra  8  ny Hiahia dia ho Asorontany ny Sakamasay dia ho Alahatsy [2.113]
Voambolana  9  Fotoana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07