Teny iditra | 1 valasira |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka, Sihanaka]
anaram-bolana faharoa amin'ny taona (febroary) 4 [1.78] [Taisaka] anaran'ny volana fahaefatra amin'ny taona 5 [1.78] [Bara] volana fahatelo amin'ny taona 6 [1.78] [Tanosy] volana fahaefatra amin'ny taona 7 [2.584] [Tandroy] janvier |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.14] [Tandroy]
nom de mois qui correspond à peu près à janvier |
Voambolana |
9 Fotoana |
Tovy hevitra | 10 vala-tsira |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |