Teny iditra | 1 zanvie |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1#1055] Volana voalohany amin' ny taona araka ny fanisanandro vahiny antsoina hoe kalandrie; iraika amby telopolo no isan' ny andro amin' ny volana Zanvie |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [3.1] January |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [3.1] janvier |
Ohatra |
6 Ary dia mbola mandry eritreritra soa aman-tsara isika manatri-maso ny fahalevonan' ny Vatravatra, safary, hatsiha songonan' ny zanvie, febroary, martsa. [2.285#] |
Voambolana |
7 Fotoana |
Tovy hevitra | 8 janoary |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
85 Fizaran' andro |
Fivaditsoratra | 86 avezin, navezi, vezina, zanvie |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |