Teny iditra (1/3) | 1 fiana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taimoro]
mena vasobasoka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Provincial]
of a brownish red |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.19] [Tankarana]
brun. |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Teny iditra (2/3) | 104 fiana |
Sokajin-teny | 105 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
106 [1.78] [Tanosy]
hazandrano 107 [1.1] Karazan-kazandrano maro |
Fanazavàna teny anglisy |
108 [1.2] [Provincial]
the name given to certain fish, of which there are the following kinds: fiamalandy, fiamandry, fiamangataka, fiamangidy, fiambola, fiambazana, fiampotsy, fiandava, fiantandroka |
Fanazavàna teny frantsay |
109 [1.3#167] nom de plusieurs espèces de poissons |
Ohatra |
110 Tanànan' ny mpanarato io tanàna kely io, ka lasa ny lehilahy matanjaka nanjono fiana mena any ampovoan-dranomasina lavitra any! [2.499] |
Voambolana |
111 Haibiby: trondro |
Mpanahaka | 112 fiamalandy, fiamandry, fiamangataka, fiamangidy, fiambola, fiambazana, fiampotsy, fiandava, fiantandroka |
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (3/3) | 115 fi~ana |
Sokajin-teny | 116 tsirinteny saradroa [Fitanisana] |
Fivaditsoratra | 117 afany, afian, afina, anifa, fania, fi~ana, fiana, iafan, ifana, nafia, niafa |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |