Teny iditra (1/5) | 1 tratra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
9 Enti-milaza olona na zavatra mandeha eo aloha ka enjehin' ny hafa avy ato aoriana ary tonga eo aminy ilay io: Tratrako haingana teny an-dalana izy 10 Azo: Tratrako am-body omby ilay nangalatra ny birikiko 11 Tampohina, sovohina: Tratran' ny orana teny an-tsaha aho 12 Takatra: Mbola atsy tratran' ny saiko izany 13 Tonga: Tratrako an-tsasak' adiny amin' ny aotomobilina antsaha firaisana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
14 overtaken [1.2, 1.7] 15 caught [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 attrapé, pris, atteint [1.8] |
Ohatra |
17 Indray andro, tratran' ny orana tany an-tsaha izy telo mianaka [2.472] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 37 Ohabolana misy io teny tratra io |
Teny iditra (2/5) | 38 tratra |
Sokajin-teny | 39 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
41 Haiaina |
Fanazavàna teny malagasy |
42 Faritry ny vatana eo anelanelan' ny soroka roa, ny vozona ary ny kibo, misy ny havokavoka sy ny fo. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
43 the breast [1.2] 44 the chest [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
45 la poitrine [1.3, 1.8] 46 le poitrail [1.3] |
Ohatra |
47 Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin'ny tenany ny nonony [2.470] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Manontolo |
|
Ohabolana | 55 Ohabolana misy io teny tratra io |
Teny iditra (3/5) | 56 tratra |
Sokajin-teny | 57 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
58 refy [Tambahoaka]
[1.78] |
Teny iditra (4/5) | 59 tratra |
Sokajin-teny | 60 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
61 fifanarahana [Taisaka]
[1.78] |
Teny iditra (5/5) | 62 tratra |
Sokajin-teny | 63 anarana |
Voambolana |
64 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
65 (dans son sens général, ce mot veut dire : atteint, attrapé, surpris). D'après Jully ce serait le nom d'un arbre de 10-12 m, à tronc garni d'épines depuis le bas jusqu'en haut. Bois blanc, tendre mais solide. C'est peut être un zanthoxylum (Rutaceae). [Betsimisaraka]
[1.196] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |