Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : totohondry | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Be fandrahonana hoatry ny ampanga : mbola any an-tany, ka mamonkin-totohondry. [2.415 #5595]
Be fandrahonana ohatra ny ampanga : mbola any an-tany dia mamonkina totohondry. [2.558 #889] Be fandrahonana, ohatra ny ampanga: mbola any an-tany, ka mamonkin-totohondry. [2.653] Be rahona tahaky ny ampanga : any an-tany ka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' inférieur qui s' emporte contre son supérieur n' est fort qu'en menaces, comme la fougère qui sortant à peine de terre montre le poing. [2.415 #761]
Plein de menaces comme la fougère : à peine sort-elle de terre qu' elle se contracte et montre le poing. [2.415 #5595] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion à la forme de la fougère. [2.415 #5595]
Le proverbe fait allusion à ce que la fougère sortant de terre, à la forme d' une main fermée ; il se disait en général des menaces vaines et non suivies d' effet. [2.415 #761] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Boka misambo-balala : mamely totohondry ny tany. [2.415 #1971, 2.653 #795] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lépreux qui veut prendre des sauterelles : il donne des coups de poing par terre et c' est tout. [2.415 #1971] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le lépreux n'a pas de doigts ; se disait des gens maladroits. [2.415 #1971] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Dobo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | (Soyez) La nappe d’eau qui fait office de miroir, la main ouverte aux indigents, le poing qui protège les faibles, la salle où l’on suspend les tambours, le père de la multitude. [2.974 #12] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Hianao no dobo Hianao no dobo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vous êtes le réservoir d' eau qui tient lieu de miroir, vous êtes la main des malheureux et le poing des faibles, vous êtes la grande case où le tambour est suspendu, vous êtes le père de beaucoup. [2.415 #812] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ces paroles se disaient des protecteurs et des bienfaiteurs. [2.415 #812] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Kamboty mivady : ny lahy tsy mamely totohondry, ary ny vavy kosa tsy mandrangotra. [2.415 #1028]
Kamboty mivady : ny lahy tsy mamely totohondry, ny vavy, tsy mandrangotra. [2.558 #1602, 2.653 #1227] Mivady samy kamboty : ny lahy tsy lozabe, ary ny vavy tsy mitady sampon-javatra. [2.415 #1036, 2.653 #1915] Mivady samy kamboty, ny lahy tsy lozabe, ny vavy tsy be | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Deux orphelins qui se marient : l' homme ne frappe pas sa femme à coups de poing et la femme ne riposte pas par des égratignures. [2.415 #1028]
Deux orphelins qui se marient : l'homme n' est pas méchant et la femme n' est pas insupportable. [2.415 #1036] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Entre malheureux, il faut s'entendre.,. [2.415 #1028]
Les malheureux doivent s'entraider. [2.415 #1036] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Lahiantitra Lahy antitra | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Lehibe tsy amelezana, sahala amin' ny totohondrin' Lehibe tsy amely haotry ny totohondrin' Lehibe tsy amely, ohatra ny totohondrin’ Totohondrin' i Totohondrin' | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Poing de Befetrika, l' homme au gros poing : il est gros, mais il ne frappe pas. [2.415 #5966]
Qui est grand et sans jamais donner de coups comme le poing d' Ibefetrika. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Bourru, mais bonasse. [2.415 #5966]
Se disait des gens qui menacent toujours sans arriver aux actes ; Ibefetrika, comme son nom l' indique, était réputé pour la force de son poing et aussi pour ses menaces vaines. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Malahelo miantsena; ka ny totohondry no arapaka. [2.558 #1917]
Malahelo miantsena: ny totohondry no arapaka. [2.653] Malahelo miantsena: ny totohondry no asesika am-bava. [2.415 #2516, 2.653] Malahelo miantsena : ny totohondry no asesika arapaka. [2.415 #2516] Malahelo miantsena: totohondry no asesika am-bava. [2.165 #1449] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pauvre qui va au marché : c' est le poing qu' il s' enfonce dans la bouche, car il ne peut rien acheter. [2.415 #2516]
Un pauvre allant au marché: il ne peut que se fourrer le poing dans la bouche. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Désespoir des pauvres. [2.415 #2516]
En signe détonnement et de regret. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Ny tongotr' omby an' Imavolahy, fa ny totohondry an' Iboto. [2.558 #3322]
Ny tongotr' omby an' Imavolahy; ny totohondry an' Iboto. [2.165] Ny tongotr' ondry an' Imavolahy, ny totohondry an' Iboto. [2.415 #989] Ny tongotr’ ondry any | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les pattes du mouton sont pour Mavolahy et les coups de poing pour Boto. [2.415 #989]
Les pieds du bœuf sont pour Imavolahy; quant à Iboto, il n' a que ses poings (à ronger). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe fait d' assonance : tongotr' ondry et totohondry se disait des parents qui montraient de la partialité envers leurs divers enfants. [2.415 #989]
Ce proverbe renferme un jeu de mots sur "tongotr' omby" et "totoHondry" . [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Totohondry diavolana : izay mazava ray ihany no voa. [2.558 #280]
Totohondry diavolana : ny mazavaray ihany no voa. [2.165 #2038, 2.415 #3524, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Des coups de poing au clair de lune: seuls ceux qui ont le front découvert en sont atteints. [2.165]
Pugilat au clair de lune : c' est celui qui a le front large et brillant qui est frappé. [2.415 #3524] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Parce que, comme ils ont le front découvert et brillant, ce sont eux qu' on voit le mieux. [2.165]
Se disait des gens donnant prise à la dispute. [2.415 #3524] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Totohondrin' Totohondrin' | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Coups de poings d'Ifanamaro : ce sont ceux de la maison qui se pochent les yeux les uns des autres. [2.415 #3523] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des batailles dans la maison. [2.415 #3523] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Totohondry voavonkina : hanainga no sisa. [2.415 #3526, 2.653 #3157]
Totohondry voavonkina, ka ny manainga no sisa. [2.558 #281] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Poing fermé : il n' y a plus qu' à le lever. [2.415 #3526] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le sens est : prêt à la lutte. [2.415 #3526] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Tsy misy na inona na inona ohatra ny totohondrin' Ikotomanana, raha vao mivonkina toa hahafaty omby, fa nony mamely, tsy mahafaty akohokely. [2.558]
Tsy misy na inona na inona, ohatra ny totohondrin’ Ikotomanana: raha vao mivonkina, toa hahafaty omby ; nefa nony mamely, tsy mahafaty akohokely akory. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||