|
|
|
|

Teny iditra1  asaramantsina
Singan-teny  2  asara, mantsina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Tambahoaka, Bezanozano] volana faha-12 amin'ny taona
5  [1.78] [Sihanaka] anaram-bolana fahasivy amin'ny taona
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] [mantsina, stinking.] A provincial name for adaoro.
Voambolana  7  Fotoana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07