Teny iditra | 1 asotry |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka]
volana fahatelo amin'ny taona 4 [1.78] [Taimoro] fararano, ririnina 5 [1.78] [Taisaka] tonontaona mangatsiaka, ririnina (may - jolay) 6 [1.78] [Bara] ririnina 7 [1.78] [Bezanozano] volana fahenina amin'y taona 8 [1.78] [Betsimisaraka] volana iray amin'ny volana. Mahery varatra io volana io. Volana faha-12: Ny volana asotry no mamarana ny taona 9 [1.78] [Sihanaka] anaram-bolana voalohany amin'ny taona 10 [1.13] fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.82] [Taisaka]
saison fraîche, d'avril à juillet 12 [1.19] [Tankarana] mois sakalava correspondant à décembre. 13 [1.13] saison sèche |
Voambolana |
14 Fotoana |
Tovy hevitra | 15 sotry, main-tany |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Fivaditsoratra | 92 asoitr, asotry, atrosi, atsiro, atsory, isotra, itrosa, itsora, ositra, ratsio, soitra, soraty, sorita, trosai, tsiaro |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |