|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fosa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Filazana kileman' olona tsy eo imasony, fanambarana ny toetran' ny hafa mba hanaratsiana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  backbiting, calumniating, scandalizing. Comp. endrikendrika, manaratsy [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  diffamation, dénigrement, rapports faits en cachette et souvent exagérés, médisance [1.3#188]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny fosa io

Teny iditra (2/3)12  fôsa
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  volana fahadimy amin'ny taona [Taisaka, Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  15  mois de mai [Taisaka] [1.82]
Ohatra  16  ny fosa dia ho Adaoro ny Maka dia ho Adizaoza [2.113#]
Voambolana  17  Fotoana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (3/3)38  fosa
Sokajin-teny  39  anarana
Fanazavàna teny malagasy  40  Biby mpihina-nofombiby hafa, mitovy habe amin' ny alika ary mitovy endrika amin' ny saka; manja mena ny volony ary mena ny masony; loza raha hiani-kazo; tsy mivoaka raha tsy amin' ny alina andripahany ny akoho amam-borona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  41  "A small and graceful cat-like animal peculiar to Madagascar (both the genus and the family of which it is the sole member are confined to the island), formerly classed among the Viverridae, but now considered to form a distinct family between the cats and civets." It is a plantigrade animal and extremely ferocious. Cryptoprocta ferox , Benn. Probably the same as pintsala. Also the name of a species of civet, of a peculiar genus, D'Aubenton's fossane. Fossa d'Aubentonii, Gray. [1.2]
42  a Malagasy carnivore something like a large mink [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  43  Cryptoprocta ferox, petit carnassier [Taisaka] [1.82]
44  genette fossane [1.54]
45  carnivore malagasy, espèce de genette [1.8]
46  fosa (Cryptoprocta ferox) [4.22]
Ohatra  47  Vory teo daholo hono ireo biby rehetra ireo tamin' io : ny fosa, ny akanga, ny papango. [1.508#]
48  nefa ny vorona sy ny araboa-dia, ny fosa, ny kary, nikarenjy tamin' ireny boalaboala ireny. [1.437#]
49  Fony izy mbola teto, saiky lany tamingana ny lambo sy ny fosa fa ny tsy matin' ny bala, voan' ny fandrika. [2.529#]
Voambolana  50  Haibiby: mampinono
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  52  Ohabolana misy io teny fosa io
Sary 
53 

Fivaditsoratra  54  fosa, fôsa, safo, fosa, fôsa, safo

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30