Teny iditra (1/8) | 1 halo- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe halotra |
Teny iditra (2/8) | 3 halo |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Jereo alo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 nakedness. See mitanjaka (tanjaka), harihary, hanjahanja [Provincial]
[1.2] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Teny iditra (3/8) | 31 halo |
Sokajin-teny | 32 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
33 fanoto [Betsimisaraka]
[1.78] |
Fanazavàna teny frantsay |
34 pilon [Betsimisaraka]
[1.78] |
Teny iditra (4/8) | 35 halo |
Sokajin-teny | 36 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
37 the movement of something suspended; going about a house without entering. [1.2] |
Teny iditra (5/8) | 38 halo |
Sokajin-teny | 39 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
40 aloalo [Provincial]
[1.2] |
Teny iditra (6/8) | 41 halo |
Sokajin-teny | 42 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
43 Aretin-jaza eo amin' ny loha maleminy [Sakalava]
[1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
44 creux, cavité (voir lempona) 45 fontanelles (grande et petite) [Tankarana] [1.19] |
Voambolana |
46 Haiaina |
Teny iditra (7/8) | 47 halo |
Sokajin-teny | 48 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
49 Southern lesser bamboo lemur, Southern gentle lemur (Hapalemur meridionalis) [2.456] |
Voambolana |
50 Haibiby: mampinono |
Tsanganana sy sary iray takila |
51 Ny Gidro |
Teny iditra (8/8) | 52 halo |
Sokajin-teny | 53 anarana (lahy) |
Fanazavàna teny malagasy |
54 avana manodidina ny masoandro na volana [1.9] |
Fanazavàna teny frantsay |
55 avana manodidina hazavana (jiro, masoandro) 56 vatonono [1.66] |
Voambolana |
57 Fizìka |
Fivaditsoratra | 58 halo-, hola-, laho, loha |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |