|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fierenana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitadiavana hahazo bebe kokoa noho izay aniara efa azo na nomena ny tena: Fierenam-pitia
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3, 1.5] action de demander davantage
Fototeny  5  erina
Tsipelina hafa  6  fieremana
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/3)8  fierenana
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [3.1] karazam-bakana
Fanazavàna teny frantsay  11  [2.570#75] La perle fierenana, « action de demander toujours plus », est; comme son nom l'indique, une perle de voeu, offerte aux ancêtres pour demander telle ou telle richesse. Les deux exemplaires recueillis sont tous deux en forme de tonnelets à fond noir, décorés de feuillages déployés de part et d'autre d'une ligne médiane, jaunes, roux et blancs. Comme la fenomanana, la fierenana sert à accroître la prospérité. Passée sous silence par nos auteurs, elle est cependant très connue aujourd'hui, et couramment achetée au zoma, où ses feuillages stylisés la font facilement reconnaître.
Renianarana 
Anarana iray reny 
Teny nalaina  124  Soratra misy io teny fierenana io

Teny iditra (3/3)125  Fierenana
Sokajin-teny  126  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  127  [2.245] aty amin' ny faritany fierenana Moramanga io Antananarivo lazaina eto io.
Voambolana  128  Haitoetany: tanàna
Singan-teny  129  fierenana

Fivaditsoratra  130  aneferany, fierenana, Fierenana, neferanay, nieferana

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19