Teny iditra (1/4) | 1 loko |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Sora-javatra: Vony sy maitso tanora ny lokon' ny tranony Ranona vovoka noharoina ka mahatonga volon-javatra sy sorany araka ny karazany: Ampifangaroy ireto loko roa ireto fa ho tsara |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] paint; color rouge and lipstick |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.8, 1.13] peinture, couleur 6 [1.8] rouge à lèvres 7 [1.196] (1) (toute l'île) (du malais : lukis sanscrit : lush . arabe : luq). Nom général des matières colorantes utilisées en teinturerie. La plupart d'entre elles étaient d'origine végétale avant l'importation des teintures chimiques. Leur emploi est à peu près complètement tombé en désuétude de nos jours. Nom donné aux cires, résines, latex et autres secrétions végétales, surtout lorsqu'elles sont colorées ou deviennent colorées en s'oxydant au contact de l'air. [Sakalava] 8 [Mahafaly] 9 [Taimoro] |
Ohatra |
10 [1.223] Raha loko mainty re no atao hoe? 11 [2.245] Fanaovana loko ny raviny rehefa lovina. 12 [1.225] Taratry ny vodilanitra sisa loko amin'ny rano. 13 [1.38] ary izy no nahazoan'ny Foinikiana ny loko volomparasy. 14 [2.499] Notarafin' ny masoandro ndeha hody ireny ka niravaka loko maha-te-hijery. |
Voambolana |
15 Haizavamaniry |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Zanakanarana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
131 volo/colors/couleurs |
Teny iditra (2/4) | 132 loko |
Sokajin-teny | 133 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
134 [1.78] [Taisaka]
savoka 135 [1.78] [Bezanozano] dity 136 [1.1] Dity anakambanana zavatra mba hiraiketany mafy: Ny taratasim-panjakana matetika dia voadity amin' ny loko afo. 137 [1.13] bontily, savoka |
Fanazavàna teny anglisy |
138 [1.7] sealing wax; glue |
Fanazavàna teny frantsay |
139 [1.8] cire à cacheter; colle 140 [1.13] cire d'abeille |
Mpanahaka | 141 bontily, savoka |
Teny iditra (3/4) | 142 loko |
Sokajin-teny | 143 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
144 [1.78] [Sihanaka]
nonon'omby vavy |
Voambolana |
145 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Teny iditra (4/4) | 146 lôko |
Sokajin-teny | 147 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
148 [1.405] [Sakalava-Mayotte]
poisson |
Voambolana |
149 Haibiby: trondro |
Fivaditsoratra | 150 kolo, lôko, loko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |