Teny iditra (1/2) | 1 mangoraka |
Fototeny | 2 horaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavà na teny malagasy |
4 Malahelo olona ory na mijaly na sahirana mafy ka mitady izay hamonjena azy: Mangoraka ny mahantra io vehivavy io [1.1] |
Ohatra |
5 Ny Lanitra mangoraka, Manafy hery vao. [1.263] 6 Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa! [2.528] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 mangorakoraka |
Mpanahaka | 12 1.1^^=antra=malahelo=mitsetra=manana tse-po=ngoaina=mangora-po=mitse-po=onena=ongena |
Teny iditra (2/2) | 13 mangorà ka |
Fototeny | 14 hor |
Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
Fanazavà na teny malagasy |
16 Mena mivaivay, mangatrakatraka [1.1] |
Kamban-teny |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Fivaditsoratra | 116 mangaroka, mangoraka, mangorà ka, mokaranga, ramangoka, mangaroka, mangoraka, mangorà ka, mokaranga, ramangoka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/31 |