Teny iditra 1/3 volontany
Singan-teny volo ; tany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Loko mifandraika amin' ny volon' ny tany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Earth-color, brown, khaki [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Couleur kaki [1.8]
 Kaki [1.13]
Ohatra Malabary mihantona sy pataloha volontany efa tontatonta no nomeny ahy. [2.4]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila Ny Loko

Teny iditra 2/3 volontany
Singan-teny volo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban-tany; fomba amam-panao amin' ny tany iray [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Les moeurs, les us et coutumes d'un pays [1.3]
Ohabolana 

Teny iditra 3/3 volontany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ahitra kely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ volon-tany ] Nom d'une petite herbe
Ce qui couvre la terre, comme l'herbe [1.3]
  [Merina] (« cheveux de la terre »). Végétation commerçant à pousser sur un sol nu. On dit de même tany lava volo pour les terres vierges, occupées par de grandes Poaceae.
Nom de très petites plantes poussant sur les sols latéritiques nus. Notamment : Eleocharis minuta Boeckeler, Eleocharis caespitosissima Baker (Cyperaceae). [1.196]
Anarana siantifika Eleocharis caespitosissima, Eleocharis minuta
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23