Teny iditra | antsoly | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fandikana anglisy | [Provincial] a pipe or flute. See sodina, sobaba. [Richardson 1885] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Teny mitovy hevitra | sobaba ~ sodina | |
Teny iditra | antsoly | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fandikana frantsay | [Tankarana] anche, chalumeau. [David 1952 (takila A)] | |
Teny iditra | antsoly | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fandikana frantsay | [Sakalava] Phyllanthus sp. (Phyllanthaceae). [Boiteau 1997] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Anarana siantifika | Phyllanthus sp. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |