Teny iditra (1/3) | 1 rondro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavamaneno kilalaon' ankizy tanala izay tsotra dia tsotra: tapa-kazo fisaka apetraka eo ambony laona ka velezina amin' ny fipehana hazo anankiroa |
Voambolana |
4 Kilalao 5 Feon-kira: zavamaneno |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Ohabolana | 128 Ohabolana misy io teny io |
Teny iditra (2/3) | 129 rondro |
Sokajin-teny | 130 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
131 [1.78] [Sihanaka]
rahona |
Teny iditra (3/3) | 132 rondro |
Sokajin-teny | 133 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
134 [1.196] (Probablement de rondro : enflure, boursouflure du visage ?). Rinorea angustifolia (Thouars) Baill.. (Violaceae). D'après Tata, Réserves Naturelles 4443. [Betsimisaraka Avaratra]
|
Voambolana |
135 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |