Teny iditra manandria
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan' amponga natokana ho an' ny lanonana fanatanjahan-tena (moraingy, tolona, daka...); tsotra ny fehin' ny manandria fa manaraka ny lavan' ny amponga daholo fa tsy misy manodidina ny vatany toy ny ampongahafa [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2009/02/23