|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sobaba
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Feno safomorona

Teny iditra (2/3)4  sobaba
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1] Anaran-kafa ilazana ny sodina
Ohatra  7  [1.437#] Ny sodina koa no atao hoe sobaba vantana.
Voambolana  8  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (3/3)131  Sobaba
Sokajin-teny  132  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  133  [1.38] Randzavola: amin' ny Baiboly
Fanazavàna teny anglisy  134  [2.996] Shobab
Fanazavàna teny frantsay  135  [2.996] Shobab
Voambolana  136  Soratra Masina

Fivaditsoratra  137  sababo, sobaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28