| Teny iditra | 1 kabiro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavamaneno tsofina toy ny sodina, natao tamin' ny hazo nolavahana ka ny sofiny mivelatra eo ambany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 sorte de flûte, chalumeau, trompette.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 5 Feon-kira: zavamaneno |
| Tovy hevitra | 6 kabiry |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Fivaditsoratra | 129 borika, kabiro, 130 karibo, 131 kobary, 132 raboky, 133 robaky, 134 robika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14 |
|