Teny iditra (1/2) | 1 bakora |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
akorandriaka, zava-maneno famoriana olona eny ambanivohitra, rehefa misy kabary ataon'ny lehibe |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Provincial]
a large shell. See antsiva. |
Voambolana |
5 Feon-kira: zavamaneno |
Tovy hevitra | 6 antsiva |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Teny iditra (2/2) | 129 bakora |
Sokajin-teny | 130 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
131 [1.1] Malemy toa mirorarora fa tsy mba mifintimpitina |
Fanazavàna teny frantsay |
132 [1.3] gros et mou |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 134 bakoraka |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 136 aborak, bakaro, bakora, barako, baroka, boraka, kabaro, karabo, raboka, robaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |