Teny iditra farara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-javamaneno tsofina. Fililiotra
Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa tahom-bary avy nojinjaina no alain' ny ankizy ka tsofiny ataony kilalao; noho izany, amin' ny fararano ihany no misy azy: ankizy maro mihitsy indraindray no mampiaraka ka manorisory ny olondehibe; afa-tsy izany, nandrara ny zaza amin' ireny kilalao ireny ny Ntaolo fahiny raha tsy efa kelikely sisa ny vary eny an-tsaha, fa lazaina ho "mampisy havandra" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The stalk of certain plants which is made into a small wind instrument like a whistle or flute. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Trompette que les enfants font avec l'écorce ou la feuille de certains arbres, la feuille des arums et d'autres plantes. Mirliton [1.3]
 Nom des feuilles qui à l'état jeune sont roulées sur elles-mêmes en une sorte de rouleau et non pliées. Par exemple : fararan-tsaonjo : jeune feuille roulée de saonjo : Colocasia antiquorum Schott (Araceae). fararam-bolotara : jeunes pousses de bambou géant Dendrocalamus sp. (Gramninées). Par extension, sortes de trompettes que les enfants font avec ces pousses. [1.196]
Ohatra Tsy ifandrenesana ny tsotsoka sy ny farara eran' ny tanàna. [2.332]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Renianarana zavamaneno
Anarana iray reny adabo, ambio, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, dretra, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19