|
|
|
|

Teny iditra1  lokanga vava
Singan-teny  2  lokanga, vava
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zavamaneno tsofina, vita amin' ny tapa-by kely; ankinina amin' ny nify izy ary somary akombona kokoa ny molotra: ny rivotra avy ao am-bava no mampipararetra ilay tariby kely eo afovoany rehefa kitihin' ny fanondro
Voambolana  5  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07