| Teny iditra | 1 manandria |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan' amponga natokana ho an' ny lanonana fanatanjahan-tena (moraingy, tolona, daka...); tsotra ny fehin' ny manandria fa manaraka ny lavan' ny amponga daholo fa tsy misy manodidina ny vatany toy ny ampongahafa
[1.1] |
| Voambolana | 4 Feon-kira: zavamaneno |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Fikambanana | 127 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 128 amindrana, 129 indramana, manandria, 130 mandarina, 131 mandriana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|