Teny iditra |
tovon > tovona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fanampin-javatra eo ambony na eo anoloana; fanampin-javatra mba hahavo azy [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ajoutage, addition [1.3]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
tovon > tovona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Kian-teny kely atohy eo aorian' ny fototeny: Ny tovona "man" dia matetika midika hoe manao ~ Asiana tovana "ina" matetika ny fototeny dia tonga matoantenin' ny iharana, toy ny hoe: laza / lazaina
[1.1]
|
| Tsirinteny fanao eo anoloan'ny fototeny [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Les préfixes qu'on trouve dans la composition des racines secondaires sont nombreux; s'ils sont terminés par n, ils se combinent avec la racine primaire selon les règles de combination. Voici les préfixes qu'on rencontre le plus souvent:
an~ |
anjara,
anjaika,
ambadika |
bo~ |
boraraka,
borera,
bosesika |
fi~ |
filoha,
firitsoka,
fisoko |
fo~ |
forehitra,
foretsika,
forofotra |
ha~ |
hadio,
harisika,
|
ka~ |
kanosa,
kambavy,
kanonta |
ki~ |
kirazorazo,
kifafa,
kilalao |
ko~ |
kodedika,
kofehy,
koletaka |
mo~ |
mokoko |
sa~ |
sabaka,
safelika,
sahato |
san~ |
sangodina,
sangazona,
sampotina |
tan~ |
tangorona,
tamberina,
tangazona |
to~ |
tohenjy,
toletsy,
tokalo |
tsin~
|
tsingerina,
tsinjara,
tsimbadika |
vo~ |
vozezika,
vozihitra |
za~ |
zatovo,
zalahy |
[1.12]
|
| Préfixe [1.13]
|
| Affixe [1.66]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
tovana ~
tsirinteny ~
tsirinteny sara-droa ~
tsofoka |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
tovon > tovo
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
Olona tsy manambady [1.78]
|
| Tanora mbola tsy manambady, izay hita indrindra miaraka amin' ny teny hoe lahy na vavy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Unmarried [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Célibataire [1.8]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tovon > tovo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fakana rano ao ampantsakana ho ao anaty siny; famindrana rano tsikelikely ho amin' ny toerana hafa. [1.1]
|
Sampanteny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
tovon > tovo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
hasoa, hatsaran-tarehy
[1.78]
|
|
Teny iditra |
tovon > tovo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
Nom donné aux tiges à croissance rapide, comme celles du maïs fourrager qu'on appelle tovotsako, et d'autres Poaceae fourragères
[Merina]
(racine verbale) Action de pousser, de croître, en parlant d'une plante, d'un arbre, etc. [Merina]
En composition, forme l'adjectif tokantovo
[1.196]