Teny iditra | diamanga | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] daka [1.78] | ||||||
Kilalao ifamelezana amin' ny tongotra araka ny fomba manara-dalàna ary ilana tanjaka sy hakingana: Mamely diamanga. Ny diamanga izay atao koa hoe daka dia kilalaon' ny zanak' Imerina indrindra, izay nifanaovana am-bakitany taloha fa vao taty aoriandriana no lasa kilalao nifanaovan' ny tsirairay; maro karazana ny diamanga, fa dimy no malaza indrindra: ny antsatoka, ny kapatokana, ny ambadika, ny kopala, ary ny antongomby [1.1] | |||||||
Fanazavàna teny anglisy | A game of kicking backwards. See daka and tsipaka [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Coup de pied. [1.19] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Voambolana | Kilalao | ||||||
Teny fotony | dia, manga | ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Lohateny |
| ||||||
Mpanahaka | ambadika ~ antongomby ~ antsatoka ~ kapatokana ~ kopala | ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny diamanga io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |
![]() |