Teny iditra | 1 maitsomanana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazam-bakana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 nom d'une perle [1.3] |
Ohatra |
5 Cameron sy £500 hividianany vatosoa fanao maitsomanana. [2.649#] 6 Ary hoy izy: tsy misy zavatra hafa tsy akory fa maitsomanana ihany, koa izay tratry ny ahy dia vidiko, fa ny vola ety miasa, koa raha lany izy dia manafatra indray. [2.366#] |
Singan-teny | 7 maitso, manana |
Renianarana |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/04 |