Teny iditra (1/4) | 1 kabaosy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tanalahy resy an' ady |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] A coward, cowardly. See Osa. This word is only used of a conquered chameleon |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Caméléon vaincu |
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/4) | 7 kabaosy |
Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Kanosa, tsy sahy miady, kivy ambony ihany: Kabaosy iakihy raha tsy sahy miady amin' io |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3] lâche, poltron, sans coeur |
Teny iditra (3/4) | 11 kabaosy |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.19] [Tankarana]
sorte de guitare. |
Voambolana |
15 Feon-kira: zavamaneno |
Tovy hevitra | 16 kabaosa, kabosa, kabosy |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Teny iditra (4/4) | 144 Kabaosy |
Singan-teny | 145 kabaosy |
Sokajin-teny | 146 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
147 Haitoetany: tanàna |
Fivaditsoratra | 148 abosika, kabaosy, Kabaosy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |