Teny iditra (1/2) | 1 ambio |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] karazan-javamaneno roa vita amin'ny hazo mafy mikarantsana rahefa ampifampikapohana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] instrument de musique constitué de deux bâtons en bois dur |
Voambolana |
5 Feon-kira: zavamaneno |
Mpanahaka | 6 ambioka |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Teny iditra (2/2) | 134 ambio |
Sokajin-teny | 135 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
136 [1.1] (na ambeo): masomboly |
Fanazavàna teny frantsay |
137 [1.19] [Tankarana]
graines de semence, semis, riz réservé pour la semence. |
Voambolana |
138 Toe-karena: fambolena |
Tovy hevitra | 139 ambeo, ambeko, ambezo, ambioka, masomboly, tabiry |
Fivaditsoratra | 140 aimbo, ambio, aombi, aomby, iomba, miabo, ombai, ombay, ombia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |