|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ampongabe
Singan-teny  2  amponga, be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Amponga misy hoditra roa, velezin' ny tanana havanana amin' ny tsorakazo sahabo ho vehana nasiana lamba bokony eo amin' ny tendrony ilany; ampiarahina mandrakariva amin' ny langorona
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415] grosse caisse
Voambolana  6  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  134  Ohabolana misy io teny ampongabe io

Teny iditra (2/2)135  ampongabe
Singan-teny  136  amponga, be
Sokajin-teny  137  anarana
Fanazavàna teny frantsay  138  [2.415] la pièce de cinq francs à l'effigie de Charles X, et celle à l' effigie de Napoléon III, parce que les armes gravées au verso ressemblaient à une grosse caisse
Voambolana  139  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30