|
|
|
|

Teny iditra1  ampongavilany
Singan-teny  2  amponga, vilany
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Vilany tany nasiana tataviankena ny vavany ary mitoetra eo ambony halana mba hampihilangilana azy: velezina amin' ny rantsantanana na rantsankazo kely anankiroa ny ampongavilany; mikarantsana ny feony fa tsy mba midoboka toy ny amponga hafa [1.1]
Voambolana  5  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30