Teny iditra | 1 angorodao |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavamaneno iray tarika amin' ny harmonia, izany hoe tendrena, ka ny rivotra mivoaka amin' ny takela-by mifanao ambaratonga no mamoaka feo, saingy izy azo bataina ka entina mandehandeha: Mitendry angorodao |
Ohatra |
4 Manomboka ny osika, velona ny angorodao. [2.436#] 5 Sodina sy angorodao no mozika ary jiron-tsolitany no fanazavana. [2.4#] |
Voambolana |
6 Feon-kira: zavamaneno |
Tsipelina hafa | 7 ankorodao |
Mpanahaka | 8 taralila |
Kamban-teny |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Fivaditsoratra | 137 agorodano, angorodao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |