|
|
|
|

Teny iditra1  angorodaovava
Singan-teny  2 angorodao, 3 vava
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Zavamaneno kely misy kilavadavaka maro, izay tsofina amin'ireo kilavadavaka ireo ka mamoaka feo maro efa mifanaraka rahateo hahavitana izay hira tiana [1.1]
Voambolana  6  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08