Teny iditra | 1 anjomara |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavamaneno iray karazana amin' ny anjombona saingy lava be ny tahony (misy mahatratra roa metatra na mihoatra aza). Hatramin' ny dimy kilometatra tora-tady no andrenesana ny feony raha tsofina eny antendrombohitra izy, ka izany no ampiasana azy amin' ny fiantsoana fokonolona raha misy voina mihatra: hain-trano, dora tanety, tondra-drano, mpangalatra na fahavalo, kabary 4 [2.313] Ny anjomara dia zavamanenon' ny Ntaolo natao tamin'ny hazo lavalava poakaty na tamin' ny tandroka ary notsofina toy ny sodina saingy izy lehibebe somary nibobobobo ny feony |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a small wind instrument, a flute, or flageolet. [Swa. zomari, a pipe, a clarionet; Ar. azzam ara.] 6 [1.7] a bugle sometimes made of bamboo and an ox horn |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] hautbois fait de bambou et de corne |
Ohatra |
8 migoigoika ny anjomara; [1.437#] |
Voambolana |
9 Feon-kira: zavamaneno |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Lahatsoratra |
137 Randzavola: anjomara ao amin' ny Baiboly (=> zava-maneno) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |