|
|
|
|

Teny iditra1  armonia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavamaneno misy fitendrena tsindriana amin' ny rantsantanana izay mamoaka feo satria io fitendrena voatsindry io manokatra rindra izay ivoahan' ny rivotra avy amin' ny tafoforana tsindritsindriana amin' ny tongotra
Ohatra  4  ny mpitendry armonia irery no tsy taitra. [2.470]
Voambolana  5  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  133  amarino, amirano, amoiran, amorany, amorian, amorina, anoiram, armonia, ianoram, mairona, mañaroy, manoira, manoria, maorina, maroany, maroina, mianora, miraona, moraina, moriaña, moriana, namoira, namoria, rano may

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08