|
|
|
|

Teny iditra1  barakoma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] anjombona tsy mba misy tandrok' omby fa volotsangana fotsiny; hasiana lavaka iray na roa, raha tiana hisy feo avo sy iva
Voambolana  4  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  132  ambarako, amboraka, barakoma, mokaraba

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21