|
|
|
|

Teny iditra1  faray
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Korintsana fampiasan' ny mpively zavamaneno, vita amin' ny volotsangana (telo tonona); voan-javatra madinika no ataony ao anatiny
Voambolana  4  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  132  afari, afira, arafi, arafy, arifa, faray, faria, fiara, ifara, rafia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21