|
|
|
|

Teny iditra1  kidedra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavamanenon' ankizy (tanala) vita amin' ny volotsangana nosilatsilahina mba hisy kinifinifiny toy ny sotrorovitra ka iny no velezina amin' ny rantsan-kazo kely anankiroa rehefa terena ao ambany helika
Voambolana  4  Feon-kira: zavamaneno
5  Kilalao
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30