|
|
|
|

Teny iditra1  lokanga hisatra
Singan-teny  2  lokanga, hisatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zavamaneno kilalaon-jaza natao tamin' ny zozoro maina anankiroa tokony ho irain-jehy mahery kely, ka iny zozoro iny ihany no nosokirina hahazoana tadiny
Voambolana  5  Kilalao
6  Feon-kira: zavamaneno
Kamban-teny 
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30