Teny iditra (1/4) | 1 maka |
Fototeny | 2 aka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandray, mangalatra: Nisy naka ny bokiko teto ambony latabatra Mandeha mba hitady ary hitondra, miharana: Lasa naka rano any am-pantsakana i Soa, ary naka kitay any an-tsaha i Benaivo Mandeha mba hiangavy (olona) ho tonga: Lasa naka dokotera i dada fa manavy ny zandrinay Mandeha mba hitondra (zavatra) hiverina: Ndeha maka antsy atsy atsinanana atsy, ry Veto a! |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to fetch, to bring, to take 6 [1.7] to take, to fetch |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] prendre, chercher |
Ohatra |
8 tsy maka tsy an-tampon-kandrina, tsy mivoaka afa-tsy an-taro-po : mahavoa iny, mahafaty; [2.69#] 9 Amin' ny iray anie e, hoy indray izy mamerina ny hafatra sady maka toky amin' ny mpanofa. [2.470#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 49 Ohabolana misy io teny maka io |
Teny iditra (2/4) | 50 makà |
Fototeny | 51 aka |
Sokajin-teny | 52 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maka [Fitanisana] |
Ohatra |
53 Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra [1.1] |
Teny iditra (3/4) | 54 maka |
Sokajin-teny | 55 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
56 [1.78] [Tambahoaka]
volana fahafito amin'ny taona 57 [1.78] [Taisaka] volana fahaenina amin'ny taona (Jona) 58 [1.78] [Bara] volana fahaefatra amin'ny taona 59 [1.78] [Bezanozano] anaram-bolana fahavalo amin'ny taona |
Voambolana |
60 Fotoana |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Teny iditra (4/4) | 137 Maka |
Sokajin-teny | 138 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
139 [2.996] Maacah |
Fanazavàna teny frantsay |
140 [2.996] Maaka |
Ohatra |
141 makatita no natao anaran' ny mponina tao maka [1.38] |
Voambolana |
142 Soratra Masina |
Tovy hevitra | 143 maaka, maaka, maakà |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 144 Toko sy andininy momba Maka |
Lahatsoratra |
145 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Maka |
Fivaditsoratra | 146 akam, kama, maka, makà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |