|
|
|
|

Teny iditra1  n' lapa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Amponga tsangana fampiasan'ny faritany andrefana amin'ny lanonam-be: hoditra tokana ihany no eo amin'ny vavany toy ny laona ary fantsika hazo no mitana ny hoditra eo amin'ny vatany. (Tsy miala eo an-dapa izy na vita aza ny lanonana -- Romy no anarany any amin'ny Betsileo).
Voambolana  4  Feon-kira: zavamaneno
Kamban-teny 
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30