|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  rimorimo
Fototeny  2  rimo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fandehanana mafy
fifiokan' ny tehina na baolina atsipy handeha mafy
fimonomonon' ny tandrimo misangodina na ny tantely
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a buzzing as of bees
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] bourdonnement comme celui des abeilles
mouvement rapide
Ohatra  7  Lozan' ny be rimorimo anefa, hono, raha ditsoky ny vovoka nafafiny ny mason' ny tsy manan-tsiny! [1.298]
8  Asa na misy manenjika ilay mpamily, na mampidera ny fahaizany mitondra sy fahalalany lalana, fa dia rimorimo izao! [2.4]
Voambolana  9  Feo
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Tovy hevitra  15  rimo

Teny iditra (2/3)16  rimorimo
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1] Zavamaneno vita amin' ny silaka volotsangana sahabo ho vehana ny halavany ary voatondro roa ny sakany, ka maranitra toy ny loha lefona ary misy lavaka kely eo amin' ny tendrony iray mba hitsofohan' ny tady ifatorany; misy tahony hihazonana azy koa: ahodinkodina "mirimorimo" izy io ka arakaraka ny maha-mafy ny fanodinkodinana azy no ahazoana feo mafy kokoa. (Ny Tanala no mpampiasa azy indrindra; manarakaraka, ny Sakalava, izay manome anarana azy hoe: Tambovo)
Voambolana  19  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (3/3)147  rimorimo
Sokajin-teny  148  anarana
Fanazavàna teny frantsay  149  [1.196] (de rimorimo : sifflement des verges. On employait les rameaux pour fouetter les enfants ou tout au moins en faire le simulacre). Phyllanthus nummulariifolius Poir. (Phyllanthaceae). D'après Descheemaeker serait encore appelé tamborotanosy. [Merina]
150  [Betsileo]
Voambolana  151  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  153  rimorimo, romiromy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02