|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  rondro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavamaneno kilalaon' ankizy tanala izay tsotra dia tsotra: tapa-kazo fisaka apetraka eo ambony laona ka velezina amin' ny fipehana hazo anankiroa
Voambolana  4  Kilalao
5  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  133  Ohabolana misy io teny rondro io

Teny iditra (2/3)134  rondro
Sokajin-teny  135  anarana
Fanazavàna teny malagasy  136  [1.78] [Sihanaka] rahona

Teny iditra (3/3)137  rondro
Sokajin-teny  138  anarana
Fanazavàna teny frantsay  139  [1.196] (Probablement de rondro : enflure, boursouflure du visage ?). Rinorea angustifolia (Thouars) Baill.. (Violaceae). D'après Tata, Réserves Naturelles 4443. [Betsimisaraka Avaratra]
Voambolana  140  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30