|
|
|
|

Teny iditra1  trotrobe
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavamaneno tsotra dia tsotra, karazan' amponga, saingy tsy mba misy hoditra fa koveta na lovia lehibe no ahohoka, asiana lamba eo amboniny ary ny felatanana roa no mively azy; ny faritany avaratra no mampiasa azy
Voambolana  4  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30