|
|
|
|

Teny iditra1  tsikadraha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#985] Zavamaneno kasohina izay toy izao: volotsangana misy tonony anankiray no alaina, ka hatreo amin' ny tonony mankany an-kavanana no asiana tetika manodidina ny vatany sahabo ho 5 milimetatra no elanelany; atao didy sompirana iny misy tetika iny mba hanatsara ny feony; tazonin' ny tanana havia izy, fa ny havanana kosa mitana ny fikasoka izay vita amin' ny silaka volotsangana ihany. Hita saika eran-tany ity karazan-javamaneno ity; "caracha" no anarany any Brezilina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] instrument de musique
Voambolana  5  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 
Sary 
133 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30