|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vatravatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fahatongavana rodobe amin-kery
Filatsahana havandra na orana vaventy sady mahery fiavy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a shower, large drops of rain
5  [1.7] downpour of rain
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] action d'arrivée avec violence; grosse pluie
Voambolana  7  Haitoetrandro
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)14  vatravatra
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.78] [Taisaka] volana voalohany amin'ny taona (Janoary)
17  [1.78] [Bara] volana faha-12 amin'ny taona, jonjo
18  [1.78] [Bezanozano] volana faharoa amin'ny taona
19  [1.78] [Sihanaka] anaram-bolana faha-11 amin'ny taona
20  [1.78] [Tanosy] volana voalohany amin'ny taona
Fanazavàna teny anglisy  21  [1.2] [Provincial] the ancient and provincial name of one of the months
Ohatra  22  ny vatravatra dia ho Adijady ny Asotry dia ho Adalo; [2.113#]
Voambolana  23  Fotoana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30