Teny iditra (1/3) | 1 tanana |
Fototeny | 2 tana |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Gejaina amin' ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao 5 Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa sarotra ny mita 6 Hazonina, tsy avala hivoaka: Notanany tao aminy ny zanany roa 7 Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 to be seized, to be held, to be grappled; to be charged [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 qu'on tient, qu'on retient, qu'on arrête, qu'on saisit, qu'on garde [1.3#664] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny tanana io |
Teny iditra (2/3) | 17 tanana |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo. [1.1] 20 les pattes de devant chez les animaux (les mains chez l'Homme et les Lémuriens) 21 Pour les plantes, désigne la base des pétioles des frondes de Fougères ; la base des tiges d'ignames, etc. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
22 the hand 23 the forelegs of quadrupeds [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
24 la main, les mains [1.3, 1.8] 25 les pattes de devant chez les quadrupèdes [1.3, 1.8] 26 les manches des habits, etc. [1.3] 27 main, manche, rayon [1.5] 28 main [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Ohatra |
29 Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako [2.472] 30 Noraisiko ilay bodofotsy tsara tarehy teo akaikiko, dia nanaraka ny tanako ny sombiny voaraiko [2.471] 31 Any ampaosinao ny tanany vatany vao variana kely foana ianao [2.470] |
Voambolana |
32 Haiaina 33 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Manontolo |
|
Ampahany |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Ohabolana | 79 Ohabolana misy io teny tanana io |
Lahatsoratra |
80 Randzavola: tanana ao amin' ny Baiboly |
Sary |
|
Teny iditra (3/3) | 82 tanàna |
Sokajin-teny | 83 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
84 Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra ara-pomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isan-karazany: Mipetraka any antanàna izy fa tsy etý ambanivohitra. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
85 a town, a city (written with the accent) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
86 ville, village (s'écrit toujours avec l'accent) [1.8] 87 ville, village [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Ohatra |
88 eny fa mahalala rariny tokoa izato hianao / ry Ifiadanana / ka sanatria tokoa raha hafoiko ny tanànanay. [2.131] 89 nefa ny firefodrefotry ny basy ao an-tanànan' Antsirabe mbola tsy mijanona. [2.324] |
Voambolana |
90 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 101 Ohabolana misy io teny tanàna io |
Lahatsoratra |
102 Randzavola: tanàna sy vohitra ao amin' ny Baiboly |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 104 tanana, tanàna, tanana, tanàna |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |